Mibebaha聽 eo anatrehan’ny Tompo聽
Mofonaina anio: Asabotsy, faha 03 Martsa 2018
Mibebaha聽 eo anatrehan'ny Tompo聽
Daniela 9.15-19
15 Koa ankehitriny, Tompo Andriamanitray 么, Izay nitondra ny olonao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta tamin'ny tanana mahery ka nanao anarana ho Anao tahaka ny amin'izao anio izao, efa nanota izahay, efa nanao ratsy izahay. 16 Tompo 么, mifona aminao aho, araka ny fahamarinanao rehetra, aoka re hionona ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao amin'i Jerosalema tan脿nanao, tendrombohitrao masina, fa ny helokay sy ny fahotan'ny razanay no nahatonga an'i Jerosalema sy ny olonao ho latsa amin'izay rehetra manodidina anay. 17 Fa ankehitriny, ry Andriamanitray 么, henoy ny fivavaky ny mpanomponao sy ny fifonany, ary ampamirapirato ny tavanao amin'ny fitoeranao masina izay efa foana, satria Tompo Hianao. 18 Andriamanitra 么, atongilano ny sofinao, ka mihainoa; ahirato ny masonao, ka jereo ny fahafoananay sy ny tan脿na izay nantsoina amin'ny anaranao; fa tsy amin'ny fahamarinanay no andoaranay ny fifonanay eto anatrehanao, fa amin'ny halehiben'ny indrafonao. 19 Tompo 么, mandrenesa, Tompo 么, mamel脿 heloka; Tompo 么, mihainoa, ka mias脿; aza ela Hianao, ry Andriamanitro 么 noho ny aminao; fa ny tan脿nanao sy ny olonao dia nantsoina amin'ny anaranao.Mibebaha聽 eo anatrehan’ny Tompo聽
Daniela 9.15-19
Tsy ny olona聽 rehetra聽 no manaiky聽 聽hanetry tena聽 sy hifona聽 amin’ Andriamanitra聽 tahaka izao聽 nataon’i Daniela聽 izao . Malaky聽 manamarin-tena聽 聽ny聽 olona聽 聽ka聽 tsy聽 mihaino聽 聽ny聽 tenin’ny聽 聽mpanompon’ Andriamanitra聽 izay聽 mitondra hafatra聽 ho聽 azy . Mihatra聽 amin’ny vahoaka聽 rehetra聽 ny聽 vokatry聽 ny聽 tsy聽 firosoana聽 mba hanatona amin’ny fanetretena.
1-Aoka聽 ho聽 marina聽 ny聽 fibebahana聽
Vavaka sy聽 fifonana amin’ny fifadiankanina聽 sy ny聽 lamba fisaonana ary ny聽 聽 lavenona (and3)聽 聽no ataon’i Daniela . Mahatsiaro聽 ho聽 tomponandraikitra聽 amin’ny聽 heloka聽 sy ny聽 fahotan’ny firenena izy . Manao聽 fitarainana noho聽 ireo聽 fahadisoana聽 rehetra聽 (and5-14) fa聽 izany聽 聽no fibebahana聽 marina. Mitady聽 ny聽 tavan’ny聽 Tompo mba聽 ho聽 vita聽 fihavanana Aminy聽 indray聽 (and15-16) . Miverina聽 mahatsiaro fa聽 Izy聽 聽no聽 Mmonjy聽 fa tsy聽 misy聽 hafa .
2-Aoka聽 hatoky聽 ny famindrampon’ny Tompo聽
Miseho聽 eto聽 ny fanehoana聽 ny finoana聽 ka tanisainy fa mihaino聽 ny Tompo聽 , mijery聽 ny聽 Tompo聽 ary聽 mamela聽 heloka ny聽 Tompo聽 (and17-19). Izay聽 mivavaka聽 聽脿ry聽 dia olona聽 feno聽 fahatokiana聽 ilay聽 hivavahana聽 ary聽 mahazo聽 antoka sahady聽 fa聽 ny聽 Tompo聽 Andriamanitra聽 no mpamela heloka . Manatona mitady聽 famindrampo聽 isika聽 raha mivavaka聽 toy izany聽 ka matokia. Izay聽 fitarainana聽 izao聽 聽dia tsy聽 noho聽 ny fitadiavana聽 famonjena聽 fa ny fanandratana聽 fa Andriamanitra聽 Tompon’ny hery聽 sy ny fahefana tokoa Ilay Jesoa Kristy聽 Mpamonjy聽 antsika聽 ary聽 azo聽 hatonina聽 amin’ny fo mibebaka聽 sady聽 matoky聽 ny聽 Tompo聽 mpamindra fo聽 聽sy聽 mpamela heloka.
Fanontaniana:
Inona no vavaka fifonana sy fibebahana efa nataonao ?
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM