Mandresy fijaliana ny vavolombelon’ny Tompo
Mofonaina anio: Alarobia, faha 23 Aogositra 2017
Mandresy fijaliana ny vavolombelon'ny Tompo
Hebreo 10 ,32-34
1 Fa ny lalàna, izay misy aloky ny zava-tsoa ho avy, fa tsy ny tena endrik'izany zavatra izany, dia tsy mba mahatanteraka ny olona manatona amin'izay fanatitra ateriny mandrakariva isan-taona.Hebreo 10 ,32-34
Ny mampiavaka ny vavolombelon’ny Tompo dia :
1-Manana faharetana
miraisa saina,miray fitiavana,miray fo,miray hevitra
2-Manana fifaliana
3-Manana fanantenana
Fanontaniana :
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM