VAVOLOMBELON’NY FANEKENY NY TOMPO

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 09 Febroary 2017
JEREMIA 34.18.22
18 Ary hatolotro ny olona izay nivadika ny fanekeko ka tsy nahatana ny tenin'ny fanekena, izay nataony teo anatrehako fony nosasahiny ny ombilahy kely, ka nandeha teo anelanelan'ny tapany izy,

VAVOLOMBELON’NY FANEKENY NY TOMPO

JEREMIA 34.18.22

Ny voka-dratsin’ny fivadihana amin’ny fanekena

1-Loza hanjo  ny vahoaka(and20,21)

koa hatolotro ho eo an-tànan’ny fahavalo   izay  mitady hahafaty  azy izy »

2-Loza ho an’ny mpitondra (and21)

Fanontaniana :

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

 Vavolombelona mahatoky ny Tompo

Asabotsy, 28 Janoary 2017

  ISAIA 45.20-25 Vavolombelona  mahatoky ny Tompo   Andriamanitra manambara  ny tenany ny Tompo .…

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Alahady, 1 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Deot.7 :9-16 Ny fitondran’Andriamanitra ny  olom-boafidiny. 1 .Mahatsiaro ny teny nataony Andriamanitra(and.8) : 2.Tsy…

VAVOLOMBELON’NY FANEKENY NY TO...

Alarobia, 8 Febroary 2017

VAVOLOMBELON’NY FANEKENY NY TOMPO LIOKA 1.67-75 Andeha hisaotra ny Tompo 1-Mamangy ny   vahoakany Izy (and…