Vavolombelon’ny fanekeny ny Tompo

Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 06 Febroary 2017

Vavolombelon'ny fanekeny ny Tompo

EKSODOSY 2.23-25
23 [Ny nisehoan'Andriamanitra tamin'i Mosesy, sy ny nanirahany azy hanafaka ny olony] Ary tao anatin'izany andro maro izany dia maty ny mpanjakan'i Egypta; ary ny Zanak'Isiraely nisento noho ny fanompoany ka nitaraina; ary niakatra tany amin'Andriamanitra ny fitarainany noho ny fanompoany. 24 Ary Andriamanitra nandre ny fitarainany, dia nahatsiaro ny fanekeny tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. 25 Ary Andriamanitra dia nijery ny Zanak'Isiraely ka nahafantatra azy.

Vavolombelon’ny fanekeny ny Tompo

EKSODOSY 2.23-25

Ilay Andriamanitra mahatoky

Mahatoky Andriamanitra  ka tsy manadino  ny teny fampanantenana  sy ny fanekempihavanana  nataony  . Miseho   eto izany toetra  mahatoky izany .

1-Mandre izay mijaly  Izy (and23)

« Tafakatra   any amin’ Andriamanitra ny fitarainany noho ny fanompoana  » (and23).

2-Mahatsiaro ny fanekena  nataony  (and24)

3-Mangoraka  ny olony  (and25)

Fanontaniana :

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

 Vavolombelona mahatoky ny Tompo

Asabotsy, 28 Janoary 2017

  ISAIA 45.20-25 Vavolombelona  mahatoky ny Tompo   Andriamanitra manambara  ny tenany ny Tompo .…

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Alahady, 1 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Deot.7 :9-16 Ny fitondran’Andriamanitra ny  olom-boafidiny. 1 .Mahatsiaro ny teny nataony Andriamanitra(and.8) : 2.Tsy…

Vavolombelon’ny fanekeny ny Tompo

Alahady, 5 Febroary 2017

Vavolombelon’ny fanekeny ny Tompo Genesisy 17.1-8 Manome fampanantenana ho antsika ny Tompo   Manambara  ny…