VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Mofonaina anio: Alahady, faha 08 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Jaona 12..44-50
1 Ary rehefa henemana no sisa tsy tonga ny Paska, Jesosy dia tonga tao Betania, izay nitoeran'i Lazarosy, ilay natsangany tamin'ny maty.

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Jaona 12..44-50

Vavolombelona manambara ny Ray i Jesoa

1-Mitaona ny olona hino Azy sy ny Ray Izy

2-Mitaona ny olona hanaiky ny Teny Izy .

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM