Ankalazana ny Tompo ny asan’ny mino
Mofonaina anio: Asabotsy, faha 24 Desambra 2016
Ankalazana ny Tompo ny asan'ny mino
2 Tesaloniana 1.11-12
11 Ary izany no angatahinay mandrakariva ny aminareo, mba hataon'Andriamanitsika ho miendrika ny fiantsoana ianareo, ary hotanterahiny amin'ny hery ny fankasitrahana tsara rehetra sy ny asan'ny finoana, 12 mba hankalazaina ao aminareo ny anaran'i Jesosy Tompontsika, ary ianareo ao aminy kosa, araka ny fahasoavan'Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo.Ankalazana ny Tompo ny asan’ny mino
2 Tesaloniana 1.11-12
Vavaky ny Apostoly ho an’ny mpino
1-Mba ho mendrika ny fiantsoana ianareo (and11)
2-Mba hankalazana eo aùinareo ny Anaran’i Jesoa Kristy Tompo (and12)
Fanontaniana:
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM