ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO
Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 19 Desambra 2016
ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN'NY MINO
1 Korintiana 6.19-20
19 Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo. 20 Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo.ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO
1 Korintiana 6.19-20
Tempolin’ny Fanahy masina ny tenan’ny mpino
1-Olom-boavidy ny mpino (and20a)
Rany
2-Natao ho fankalazana an’ Andriamanitra ny tenan’ny mpino (and20b)
Fanontaniana:
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM