ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Asabotsy, faha 03 Desambra 2016

ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

SALAMO   44.4-8
4 Hianao dia Hianao no Mpanjakako, Andriamanitra ô; Mandidia famonjena ho an'i Jakoba. 5 Hianao no hanosehanay ny fahavalonay; ny anaranao no hanitsahanay izay mitsangana hamely anay. 6 Fa tsy ny tsipikako no itokiako, ary ny sabatro tsy hahavonjy ahy. 7 Fa namonjy anay tamin'ny fahavalonay Hianao, ary ny nankahala anay dia nataonao menatra. 8 Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva; ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay.

ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

SALAMO   44.4-8

Andriamanitra   no ankalazaina  mandrakariva …(and8)

Andriamanitra  no ankalazaina  mandrakariva »

1-Mpanjaka Izy (and4)

2-Mampandresy  manoloana  ny fahavalo  Izy (and5,6,7)

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM