ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY TOMPO
Mofonaina anio: Alahady, faha 27 Novambra 2016
ANKASITRAHAN'NY TOMPO NY ASAN'NY TOMPO
KOLOSIANA 3.22-25
22 Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny zavatra rehetra, tsy amin'ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin'olona, fa amin'ny fahatsoram-po, matahotra ny Tompo; 23 ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona, 24 satria fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny lova ho valiny; fa manompo an'i Kristy Tompo ianareo. 25 Fa izay manao ny tsy marina dia handray araka ny tsy marina nataony; fa tsy misy fizahan-tavan'olona,ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY TOMPO
KOLOSIANA 3.22-25
Ny mpino manao asa tsara
1-Mahita ny atao rehetra ny Tompo
2-Mandray valimpitia avy amin’ny Tompo
Fanontaniana:
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM