ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO
Mofonaina anio: Zoma, faha 18 Novambra 2016
ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO
ISAIA 58 . 6-12
1 [Ny fivavahana marina, sy ny fivavahana tsy izy] Ezaho ny fiantsonao, fa aza atao malemy, Asandrato ny feonao ho tahaka ny an'ny anjomara, ka ambarao amin'ny oloko ny fahadisoany Ary amin'ny taranak'i Jakoba ny fahotany;ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO
ISAIA 58 . 6-12
Ny fanompoana ankasitrahan’ny Tompo
1-Tena atao amin’ny fo sy fitiavana
2-Ahazoana valisoa avy amin’ Andriamanitra
Fanontaniana :
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM