ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 17 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Joba 4, 7 – 10
1 [Ny teny voalohany nataon'i Elifaza] Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe:

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Joba 4, 7 – 10

MANDRAY NY VALIN’NY NATAONY NY OLONA

1.Tsinjovin’Andriamanitra ny olo-marina

2.Aringan’Andriamanitra ny mpanao meloka

Fanontaniana:

Ahoana kosa ny olona mandeha amin’ny tsy fahamarinana nefa manam-piadanana? (Sal 73)

Sampana Sekoly Alahady FOIBE


Mofon'aina teo aloha

Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ...

Talata, 15 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO Matio 25, 33 – 40 Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ny…

 Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…

Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5 1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara eto…