ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Zoma, faha 11 Novambra 2016

ANKASITRAHAN'NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

GENESISY 4.1-5
1 [Ny amin'i Kaina sy Abela] Ary Adama nahalala an'i Eva vadiny; dia nanan'anaka Eva ka niteraka an'i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin'i Jehovah aho. 2 Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany. 3 Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah; 4 fa nitondran'i Abela kosa ny voalohan-terak'ondriny, dia izay matavy. Ary Jehovah nankasitraka an'i Abela mbamin'ny fanatiny; 5 fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny.

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

GENESISY 4.1-5

Ny fanatitra  ankasitrahana

1-Ny fanatitra  atolotra  ho an’ Andriamanitra

2-Ny fanatitra mendrika indrindra

Zanak’ondrin’Andriamanitra izay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao

Fanontaniana:


Mofon'aina teo aloha

 Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…

Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5 1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara eto…

Mijoroa ho mahatoky manambara ny rar...

Asabotsy, 8 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO OHABOLANA 12.17-22 Mijoroa ho mahatoky manambara ny rariny Antsoina ho…