ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Alarobia, faha 09 Novambra 2016

ANKASITRAHAN'NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

MATIO  10.40-42
40 Izay mandray anareo dia mandray Ahy; ary izay mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy. 41 Izay mandray mpaminany, satria mpaminany izy, dia handray ny valim-pitian'ny mpaminany; ary izay mandray olona marina, satria olona marina izy, dia handray ny valim-pitian'ny olona marina. 42 Ary na zovy na zovy no manome rano mangatsiaka na dia eran'ny kapoaka ihany aza hosotroin'ny anankiray amin'ireo madinika ireo, satria mpianatra izy, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany.

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

MATIO  10.40-42

Ny mpino   ankasitrahan’ny Tompo

1-Miombona  asa  amin’i Jesoa

2-Mandehandeha  manao soa

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM