ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Alahady, faha 06 Novambra 2016

ANKASITRAHAN'NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

HEBREO  6.9-12
9 Nefa, ry malala, na dia miteny izany aza izahay, dia manantena zavatra tsara ny aminareo, dia izay momba ny famonjena. 10 Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry ny anarany, raha nanompo ny olona masina ianareo sady mbola manompo ihany. 11 Ary mbola irinay ianareo rehetra samy haneho izany fahazotoana izany mba hahazo ny fahatokiana be ny amin'ny fanantenana hatramin'ny farany; 12 mba tsy hiketraka ianareo, fa hanahaka ireo mandova araka ny teny fikasana amin'ny finoana sy ny faharetana.

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

HEBREO  6.9-12

Ny fandrosoan’ny  mino ara-panahy

1-Miaina  amin’ny fitiavana

2-Miaina  amin’ny fanantenana

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM