ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Asabotsy, faha 05 Novambra 2016

ANKASITRAHAN'NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

1 TIMOTY 4.13-16
13 Mandra-pihaviko tandremo ny famakian-teny, ny fananarana, ny fampianarana. 14 Aza tsy mitandrina ny fanomezam-pahasoavana izay ao anatinao, izay nomena anao tamin'ny faminaniana sy ny fametrahan-tànan'ny loholona*. [* Gr. presbytera] 15 Mazotoa hihevitra izany zavatra izany, dia mikeleza aina fatratra amin'izany, mba hiseho amin'ny olona rehetra ny fandrosoanao. 16 Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin'izany; fa raha manao izany ianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

1 TIMOTY 4.13-16

Ny mpino  modely  mibanjina  ny famonjena  .

1-Mikajy  fatratra  ny asa fanompoana  nanendrena  azy

2-Mandalina  hatrany  ny handrosoan’ny asa

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM