MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 20 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN'NY ASANY NY MINO

LIOKA 17.7-10
7 Ary iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany, na miandry ondry, ka raha tonga avy tany an-tsaha ilay mpanompo, dia hanao aminy hoe: Avia faingana, ka mipetraha hihinana? 8 Fa tsy hilaza aminy kosa hoe va izy: Manamboara izay hisakafoako, ary misikìna, ka manompoa ahy ambara-pihinako sy hisotroako; fa rehefa vita izany, dia vao mahazo mihinana sy misotro ianao? 9 Moa misaotra izany mpanompo izany va izy, satria nataony izay nandidiany? 10 Dia tahaka izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe: Mpanompo ny mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay.

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO

LIOKA 17.7-10

Mijoroa  ho mahatoky amin’ny fanetrentena

1-Ny mpanompo mahatoky  dia miasa mafy

Tsarovy fa

2-Ny mpanompo mahatoky dia tsy manandran-tena

rehefa  vitanareo izay rehetra nandidiana  anareo

Mpanompo tsy mahasoa  izahay , ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay » .

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

 Mahatoky amin’ny asany ny min...

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…

Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5 1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara eto…

Mijoroa ho mahatoky manambara ny rar...

Asabotsy, 8 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO OHABOLANA 12.17-22 Mijoroa ho mahatoky manambara ny rariny Antsoina ho…