MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO

Mofonaina anio: Alahady, faha 16 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN'NY ASANY NY MINO

HEBREO 3.1-6
1 [Fampitahana an'i Kristy sy Mosesy] Koa amin'izany, ry rahalahy masina, mpiombona ny fiantsoana avy any an-danitra, hevero ny Apostoly sy Mpisoronabe Izay ekentsika, dia Jesosy, 2 Izay mahatoky ny nanendry Ary, tahaka an'i Mosesy koa tao amin'ny tranon'Andriamanitra rehetra*. [Izahao Nom. 12. 7] 3 Fa Izy dia natao miendrika hanam-boninahitra noho Mosesy, araka ny ananan'ny mpanao trano voninahitra bebe kokoa noho ny trano nataony. 4 Fa ny trano rehetra dia samy nisy mpanao azy; fa Izay nanao ny zavatra rehetra kosa dia Andriamanitra. 5 Ary Mosesy dia mpanompo nahatoky tao amin'ny tranon'Andriamanitra rehetra, ho fanambarana izay zavatra mbola holazaina; 6 fa Kristy kosa dia Zanaka manapaka ny tranon'Andriamanitra; ary isika no tranony, raha hazonintsika mafy hatramin'ny farany ny fahasahiana sy ny firavoravoana momba ny fanantenana.

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO

HEBREO 3.1-6

Mijoroa  ho mahatoky toa an’i Mosesy sy i Jesoa

1-I Mosesy  mpialoha  làlana  mahatoky

2-I Jesoa  , ilay olom-boatendry mahatoky

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

 Mahatoky amin’ny asany ny min...

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…

Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5 1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara eto…

Mijoroa ho mahatoky manambara ny rar...

Asabotsy, 8 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO OHABOLANA 12.17-22 Mijoroa ho mahatoky manambara ny rariny Antsoina ho…