FIFA / Fampirantiana
FAMPIRANTIANA FIFA
FITANTANANA NY FANANANA
Ao anatin’ny herinandro manokana hitondrantsika am-bavaka ho an’ny Fitantanana ny Fananana (FIFA) .
dia
hisy ny Fampirantiana ny Sehatra asa iandraiketan’ny FIFA sy fampahafantarana ny fomba fiasany amin’ny fitantanana izany fananan’ny FJKM izany . Izany dia hanomboka anio TALATA 07 Novambra 2017 , manomboka amin’ny 10 ora maraina , ao amin’ny efitrano malalaka , FOIBE FJKM.