SP 11 / FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy
« Koa aza menatra ny vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a
Fanokafana ny faha-150 Taonan’ny
FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy :-Alahady 19 Novambra 2017 amin’ny 8 ora maraina-Hisy ny Fandraisana sy Fanokanana ho Mpandray ny Fanasan’ny Tompo
« Andiany vavolombelon’ny Tompo »
-Fampirantiana ny Tantaran-dRasalama sy ny Fiangonana Ambohipotsy
« Ary aoka ny tany rehetra ho henika ny vononahiny.Amena dia Amena »
Sal 72.19b