Oniversity Ravelojaona / Fisoratana anarana
“Koa aza menatra ho vavolombelon’ny Tompontsika”
(2Tim.1:8a)
ONIVERSITY FJKM RAVELOJAONA
« Hataon’i Jehovah ho lohany hianao, fa tsy ho rambony » (Deo. 28.13)Efa misokatra izao ny fisoratana anarana ao amin’ny ONIVERSITY FJKM RAVELOJAONA . Ireto avy ny Taranja :
- TOURISME
- GESTION
- DROIT
- GENIE CIVIL ET INDUSTRIEL
- AGRONOMIE
- COMMUNICATION ET MULTIMEDIA
- INFORMATIQUE
- LETTRES ANGLAISES
Manantona eny amin’ny Foibe FJKM Analakely izay rehetra mila dinidinika momba izany na miantso ny Telefaonina 034 69 777 22 . Ny Volana Novambra no hanomboka ny Taom-pianarana.