Oniversity Ravelojaona / Rindrankira

Ho fanohanana ny Oniversity FJKM Ravelojaona,  dia fifaliana ho  an’ny Foibe FJKM ny manasa antsika hiatrika ny rindran-kira  lehibe, izay ho tontonsain’ireto zanaky ny Fiangonana ireto:

  • BODO
  • DADAH RABEL
  • RIJA RAMANANTOANINA
  • HOSANA, FJKM AmbohijatovO Fitiavana.
  • KORAITA, FJKM Manarintsoa Finoana.
  • AMPIFITA, FJKM Isotry Fitiavana.

Izany dia ho tontosaina ao amin’ny DOME RTA ANKORONDRANO ny SABOTSY 18 NOVAMBRA 2017, amin’ny 2 ora 30 mn tolakandro

fandraisana anjara:

  • Billet tsotra: 7.000Ar
  • Réservation: 10.000 Ar
  • Invitation: 20.000 Ar

Azontsika vidina ao amin’ny Foibe FJKM ny tapakila.Mankasitraka feno amin’ny fiaraha-miasa ary mametraka veloma finaritra