FJKM ARM / FIVORIAMBE 2016

FIVORIAMBE FIARAHA-MIVAVAKA

Ny fivoriana fiaraha-mivavaka fanaontsika Fiangonana rehetra eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina ( FJKM –ARM) isan-taona dia hotanterahina ny Alahady 16 Oktobra 2016 , manomboka amin’ny 3 ora tolakandro , ao amin’ny FJKM Isotry Fitiavana .

Hitondra ny Hafatr’ Andriamanitra ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Filohan’ny FJKM . Hofaranana amin’ny Fanasan’ny Tompo ny fotoana .

« Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona tahaka ny fanaon’ny sasany … »

(Hebreo 10.25 )

Ny Birao FJKM / ARM

Ny Filoha

MAMONJISOA RABARIARIVO Tsirinala , Mpitandrina

Ny Mpitantsoratra

RAJAOSAFARA RAZAFINDRALAMBO Lantosoa