SP 12/Tranovato Faravohitra
SP Antananarivo Atsinanana
Fitandremana  TRANOVATO FARAVOHITRA

ALAHADIN’NY TARANAKA
« Zanako ianao, Izaho niteraka anao androany” Salamo 2: 7(b)
Ny Mpitandrina mivady, ny Biraon’ny Fiangonana ary ny Kristianina rehetra eto amin’ny Fitandremana TRANOVATO FARAVOHITRA, dia faly manasa ny  zanak’i Faravohitra  miely patrana rehetra,  ho tonga hiaraka hiombom-bavaka, amin’ny Alahadin’ny taranaka,  fanao isan-taona. Ho tanterahina ny
ALAHADY 03 SEPTAMBRA 2023, amin’ny 09 ora ( fidirana  tokana )
Aterina eny amin’ny Alitara ny rakitra sy ny Valopy Alahadin’ny Taranaka ary faranana amin’ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo ny fotoana. Hisy fiaraha-misakafo aorian’ny fanompoam-pivavahana amin’ny sarany 8 000 Ar. Mbola mitohy  hatrany ny ezaka, fananganana ny Trano Loharano izay ho fidiram-bola maharitrin’ny Fitandremana.
MANANTENA INDRINDRA NY FAHATONGAVANTSIKA MARO.         Â
Fifandraisana : Â Â 034.92.902.53