KPMS / Fanentanana

PEJIN’NY KPMS
Ireo tombontsoa azo amin’ny fanaovana ny vaksiny covid-19

  • Mampiakatra ny hery fiarovana ny vaksiny
  • Mampilamina ny saina
  • Fiarovana ny olona marefo
  • Fiarovana ny manodidina ny fanaovana azy
  • Mampihena ny trangam-pahasarotana
  • Mampihena ny taham-pahafatesana
  • Mampihena ny vola mivoaka amin’ny fitsaboana
  • Tsy voaelingelina ny asa fihariana rehefa vita vaksiny
  • Miaro amin’ny takaitra ateraky ny aretina raha sendra mbola voa (fo, saina, tratra).