Filazana manjo
Nodimandry ny 15 Febroary 2023 teo amin’ny faha-62 taonany
RANDRIANOMENJANAHARY Mamy Gaston (RAGASY)
BIRAO SLK FOIBE (Mpitahiry vola)

Ny vadiny : RAZAFIMAHEFA Tiana Zo Voahangy
Ny zanany : Ravaka sy Joelle ; Radoniaina sy Rachel ; Joy Irina
Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II T 51 B Besarety tsena ny Sabotsy 18 Febroary 2023 , amin’ny 11 ora ary ho entina hanomezam-boninahitra ao amin’ny FJKM Tangaina Fanantenana mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazana ao Moratsiazo Soamahamanina .
« Efa niady ny ady tsara aho ,
nahatanteraka ny fihazakazahana aho ,
nitahiry ny finoana aho » 2 Timoty 4.7