Sekoly FJKM / Fitokanana Fotodrafitrasa

 LOVANAVELA  AMBODIHADY  VAOVAO  (SP 10)

FANASANA 

Asaina isika mpianakavin’ny finoana , indrindra ny Fianakaviamben’ny Sekoly FJKM  ho tonga  amin’ny Fanompoampivavahana ho  fisaorana an’ Andriamanitra sy  ho fitokanana ny Fotodrafitrasa  vaovao : « Lycée FJKM  Lovanavela Ambodihady  vaovao ».

Daty : Alahady 10 Septambra 2017

 Ora : 9ora maraina

« Fa izay  afafin’ny olona ihany no hojinjany »Galatiana 6.7

Fitafiana tena Malagasy ! ! !