Vavaka iombonana 16
Hetsiky ny Fethullah GĂŒlen
Taminâny taona 2016, nisy fikasana hanonganam-panjakana nataonâny miaramila tao Turquie, izay noketrehinâireo Fethullah GĂŒlen mpanaraka fivavahana silamo. NandĂ ho tsy mpitarika ny herisetra i GĂŒlen, saingy azo antoka fa izy no mpitarika tena nanentana sy nanainga izao hetsika lehibe izao manerana anâi Turquie sy ny manodidina. Ireo mpikambana ao aminâny hetsika dia mampitaha ny tenany ho Hizmet, izay midika hoe: âmanompo.â
Ny hetsika GĂŒlen dia mifototra aminâny fampianarana ortodoksa Sunni, miaraka aminâny Sufi matanjaka. Ny tena mampiavaka azy ireo dia ny fandikana maoderina ny finoana Silamo, izany manindry mafy ny siansa, ny fanabeazana ary ny fifampiresahana aminâny fivavahana hafa. Nipaka tany aminâny trano fandraisam-bahiny, sekoly ary oniversite ny fitaomanâizy ireo. Mpianatra Hizmet maro no tafakatra taminâny toerana ambony na teo aminâny tafika, na ny fitsarana, na ny haino aman-jery ary ny fandraharahana. Ny tombatombana dia milaza fa olona 4 tapitrisa no fantatra fa nandray anjara taminâny hetsika taminâny fotoana rehetra.
Nandraisanâny governementa Islamista fepetra hentitra ireo nanao ny fikasana hanongam-panjakana, nenjehina ary nogadraina, ireo izay mpanohana ny Hizmet no nokendreny voalohany ary avy eo ny mpanohitra rehetra. 70 000 teo ho eo no nigadra ary 150 000 mahery no voaroaka. Maro koa no tsy maintsy nandositra nankany Andrefana. Vitsy dia vitsy no lasa mpanara-dia anâi Kristy.
Nanatrika ny fampianarana Hizmet i Ayshe ary nanatevin-daharana ny fotoam-bavaka tao aminâny oniversite. Niova izany rehetra izany rehefa namaky ireo andininy mahakasika ny herisetra ao aminâny KORANO izy, izay niteraka krizy ara-panahy ho azy. Mba hamahana ny olana mahazo azy dia nanomboka nanao fiaretan-tory isan-kariva izy ary nandritra izany fotoana izany dia nomena azy ny Testamenta Vaovao. Nosokafany kisendrasendra ilay izy ary namaky ny Matio 5:44, izay nampianaranâi Jesoa hoe: âTiava ny fahavalonao.â Io fanambarana io no nitarika azy ho tonga mpanara-dia ilay tena Andriananâny Fiadanana.
Mivavaha isika :
âą Ho anâireo gadra Hizmet, mba hiseho aminâny tenanâizy ireo ny Tompo. (Isaia 61:1).
âą Ho anâireo lasa sesitany, mba ho liana aminâny fifampiresahana aminâny fivavahana hafa izy ireo.
(Matio 7:7).
âą Mba ho fantatry ny mpanara-dia anâi Hizmet fa ao aminâi Jesosy ihany no hahatanteraka ny toe-panahiny masina.
(Jakoba 2:14-26).
â