Vavaka / Voina samihafa

Fanompoampivavahana

Ny Foibe FJKM dia manasa ny Mpitandrina sy ny kristiana FJKM rehetra hiombona amin’ny Fanompoampiavavahana hitondrana amam-bavaka ny firenena manoloana ny voina samihafa . Izany dia hotanterahana ny Alahady 27 Febroary 2022 manomboka amin’ny 2ora 30 tolakandro ao amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana (SP AA 12) . Amin’io fotoana io no handraisantsika ny tatitra rehetra mahakasika ny zava-misy sy ny ezaka efa natao .

Aoka samy hitondra fanomezana , vola ary rakitra izay efa nangonina sy nataon’ny tsirairay avy .

Ho an’Andriamanitra irery ny Voninahitra

NY FOIBE FJKM