TOLO-TANANA ho FITSABOANA .

ANTSA SY VAVAKA FITARAINANA .

Ho fitsaboana ny Mpitandrina JONHSON Justin -FJKM Mandroseza  SPAA 12 . Atao ao amin’ny FJKM AMBOHIMANANDRAY Filadelfia Ambohimanarina  SPAA 10 , Ny Sabotsy 05 Aogositra 2017 amin’ny 3 ora tolakandro miaraka amin’ny

-AMPIFITIA  otronon’ny

-EZRAHITA

-FEO MIANTSO ZOKINY

-FEO MIANTSO ZANDRINY

Tsy misy vidim-pidirana fa izay foinao ho fitsaboana azy atao.

Tongava maro ho voninahitr’Andriamanitra !