Manjo
Feno fisaorana an’Andriamanitra izahay noho ny nanomezany anay an’i :

SOLOHERY PAUL XAVIER
Mpitandrina
niamboho izy teo amin’ny faha-92 taonany, tamin’ny Alahady 15 Aogositra 2021,
rehefa niara niriaria sy nizara hafaliana sy fitiavana taminay ary nahatanteraka
tamin-boninahitra feno ny asa napetraky ny Tompo taminy.
Hoy :
Ny vadiny : RANARISON Beby Denise
Ny zanany :
RASOLONJATOVO SOLOHERY Christiane
RASOLONJATOVO SOLOHERY Mamy
RAZAKAMIADANA Miray sy Aliravaka
Ny zafiny :
RASOLONJATOVO Johary sy Séverine, Hery sy Laingo, Dina sy Tahard
RASOLONJATOVO Andry sy Alexandra, Nary sy Caroline
RAZAKAMIADANA Harly ary Mattheo
Ny zafiafiny :
Paul, Diane, Hely ary Eva
Ny iray tampo aminy :
Terak’Itpkl. RAZAFINDRAZAKA Charles sy Itpkv. RAVAOARISOA Alice
Terak’Itpkl. RAKOTOZANANY Jean-Baptiste sy Itpkv. RASOANINDRINA
Terak’Itpkv. RAHARIMALALA Hélène
Rtoa RATOVELOMANANA Alice, vady navelan’Itpkl. VALISOLALAO Achille Paul sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOARINOSY Paul sy RAKOTOZAFY Virginie sy ny zanaka aman-jafiny
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAZAIARISOA Noelle vady navelan’Itpkl. RANARISON Arsène sy ny zanaka aman-jafiny
RANARISON Berthe vady navelan’Itpkl. RAHAMEFY Prentice sy ny zanaka aman-jafiny
RANARISON Bakoly Harisoa vady navelan’Itpkl. RAHAMEFY Daniel sy ny zanaka aman-jafiny
RANARISON Eliane sy RAJAONA Eugène sy ny zanaka aman-jafiny
Ny havany :
Taranak’Itpkv. RANJAVELO
Taranak’Itpkv. RASOANJANAHARY
Taranak’Itpkl. RAFIRINGA sy Itpkv. RASOANALY
Taranak’Itpkl. RANASINA
Ny fianakaviana manontolo
Ny Foibe FPMA France
Ny Mpitandrina mivady sy ny Fiangonana : FJKM Isotry Fitiavana, FJKM Ankadifotsy, FJKM Tranovato Ambatonakanga, FJKM Ambohidrano Atsinanana, FJKM Ambatofotsy Avaradrano.
Ny Foibe FFKM
Ny Foibe FFPM
NY Foibe FJKM
Ny Vokovoko Manga Malagasy
Ny EPUDF Centre Renée de France Montargis
Ny fanompoam-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ary fampaherezana ny fianakaviana dia atao ny Alatsinainy 23 Aogositra 2021 amin’ny 10 ora sy sasany, ao amin’ny EPUDF Paroisse de Montargis Centre Renée de France 7 villa Bellevue 45200 Montargis.
« Jehovah no anjara lovako sy kapoakako, Hianao no mampaharitra ny anjarako, ny voafaritra ho anjarako dia eo amin’ny tany mahafinaritra ; eny manan-dova tsara aho »SALAMO 16 : 5-6
