Antom-bavaka Sabotsy
Fitondrana amim-bavaka ny zavatra hatao

Sabotsy 14 Aogositra 2021
Soratra Masina : Zakaria 4. 1-i
1-Fanompoam-pivavahana hotarihin’ny Faritra Antalaha
2-Fiaraha-mandinika Soratra Masina isaky ny vaomiera.
3 – Fifidianana ny vaomieran’ny Fifidianana: mba hanomezan ‘ny Tompo Jesoa olona araka ny sitrapony hahavitana ny fifidianana ara-potoana ao anatin’ny fahamarinana.
4- Fanohizana ny asam-baomiera
5-Fandaminana momba ny fifidianana
Alahady 14 Aogositra 2021.
1-Famangiana Fiangonana hiparitahan’ ireo Mpamonjy SL

2-Takarivam-piderana karakarain’ ny SP 16, mpandray vahiny, ny hariva.