Antom-bavaka / Zoma sy Sabotsy
Soratra Masina : Salamo 32. 8-11
Fitondrana amim-bavaka ny zavatra atao anio
Zoma 13 Aogositra 2021.
1-Fanompoam-pivavahana hotarihin’ny faritra Sambava.
2- Fiaraha – mandinika Soratra Masina isaky ny vaomiera.
3- Firosoana amin’ny asam-baomiera handinihana ireo hevi – dehibe hitondrana ny FJKM mandritra ny 4 taona hoavy.
Sabotsy 14 Aogositra 2021.
1-Fanompoam-pivavahana hotarihin’ny Faritra Antalaha
2-Fiaraha-mandinika Soratra Masina isaky ny vaomiera.
3 – Fifidianana ny vaomieran’ny Fifidianana: mba hanomezan ‘ny Tompo Jesoa olona araka ny sotrapony hahavitana ny fifidianana ara-potoana ao anatin’ny fahamarinana.
4- Fanohizana ny asam-baomiera
5-Fandaminana momba ny fifidianana.