Antom-bavaka SL/Alakamisy sy Zoma


Fitondrana amim-bavaka ny zavatra  hatao anio

Alakamisy 12 Aogositra 2021.
1- Fanompoam-pivavahana hotarihin’ny SP Kristy Fihavanantsika Avaratra Atsinanana (mpandray vahiny).
2-Fanatanterahana ireo lahateny fandaminana miisa 4 : mba samy ho hazavain’ ny Fanahy Masina ireo mpandahateny sy ny mpivory.
Soratra Masina : Matio 18.19-20


…………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………

Zoma 13 Aogositra 2021.

1-Fanompoam-pivavahana hotarihin’ny faritra Sambava.
2- Fiaraha – mandinika Soratra Masina isaky ny vaomiera.
3- Firosoana amin’ny asam-baomiera handinihana ireo hevi -dehibe hitondrana ny FJKM mandritra ny 4 taona hoavy.  
Réponse rapide