Manjo

Filazana manjo

Nodimandry  ny  Alahady 25 Jolay 2021

Ramatoa RAZANANORO Lucie

rehefa nivahiny 85 Taona teto an-tany  .

Hoy ny vadiny : RABARISOA Elie , Mpitandrina misotro ronono       

Ny zanany : RABENANTOANINA Solofonindriana , Mpitandrina PS Atsmon’Iarivo Miray  sy Ramatoa                  RAZANOA Sabine Mpitandrina mianadahy avy.

Ny nofony dia hiala  ao  amin’ny Lot T 18 Ter Ambatonjara –Ankadindratombo –Alasora ny Alatsinainy  26 Jolay 2021 ,12 ora sy sasany . Entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra  ao amin’ny FJKM Ambodiala Peniela  Fahazavana  Ambohidrabiby alohan’ny  hametrahana azy  ao amin’ny fasany  ao Ambohimandrosohasina Ambohidrabiby.

« Fa izaho  dia ny ho akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy » (Sal 73.28a)