SVM / Dinika Fihaonambe 2021
FIHAONAMBEN’NY SAMPANA VOKOVOKO MANGA FJKM
ANTSIRABE 26 – 29 Aogositra 2021
FIFANINANANA
| TARANJA | TOMPONANDRAIKITRA | MPANDRAY ANJARA | FANDRAISANA ANJARA | LOKA | FANAMARIHANA |
| KABARY | RANTS RAIAMANDRENY 034 41 420 27 | 1/SP | 10.000 | 1er | |
| TONOKALO | 1/SP | 10.000 | 1er, 2eme, 3eme | ||
| SORATRA MASINA | REHETRA | 5.000/OLONA | 1er, 2eme, 3eme | ||
| VAKO-DRAZANA | RANTS VEHIVAVY 034 06 423 49 | 2/SP | 20.000/EKIPA | 1er, 2eme | FORONINA |
| HIRA MADINIKA | 2/SP | 1er, 2eme | |||
| HIRA ANTOKO MPIHIRA | 2/SP | 1er, 2eme | |||
| SORADIHY | 2/SP | 1er, 2eme | |||
| PETANQUE | RANTS MPAMILY | 1/SP | 10.000 | 1er, 2eme | 3/EKIPA |
| MARATHON | RANTS MPAMILY 034 14 613 46 | 8 – 12 TAONA | 5.000/OLONA | 1er, 2eme | SOKAJY LAHY SY VAVY |
| 13 – 30 TAONA | 1er, 2eme | ||||
| +31 TAONA | 1er, 2eme | ||||
| FOOT | RANTS FANANTENANA 034 07 482 27 | -15TAONA, 1/SP | 20.000 | 1er, 2eme | LALAO 7, SOKAJY LAHY SY VAVY, 15mn X 2 |
| +16TAONA, 1/SP | 20.000 | 1er, 2eme | LALAO 7, SOKAJY LAHY SY VAVY, 15mn X 2 | ||
| BASKET | RANTS FANANTENANA | 1/SP | 20.000 | 1er, 2eme | TSY MISY TAONA, SOKAJY LAHY SY VAVY |
| FIANTRANOANA ANY AN-TOERANA SARAN-DASY : 2.500ar/olona –BADGE : 500 Ariary / 1 (any Antsirabe) / Misy Hotely azo iantranoana ihany koa any an-toerana (Fifandraisana 033 11 759 98 Mme Maminirina) FARA-FAMANDRIHAN-TOERANA : 13 AOGOSITRA 2021 – Sampana Vokovoko Manga FOIBE FJKM varavarana 506 rihana faha 5 ( Fifandraisana 034 90 705 29 Mme Lova) MOMBA NY SAKAFO: Misy Hotely karakarain’ny any an-toerana : Sakafo maraina : manomboka amin’ny 1.000 Ariary / ny sakafo Atoandro / hariva : dia manomboka amin’ny 2.000 Ariary isaky ny mihinana. Azo atao ihany koa ny mahandro ho an’izay vonona ho amin’izany. | FITATERANA FIAINGANA : ALAROBIA 25 AOGOSITRA 2021 @ 8 ORA EO ANKADIMBAHOAKA JOVENNA FODIANA : ALAHADY 29 AOGOSITRA 2021 @ 1 ORA TOLAKANDRO, MIFARANA EO ANKADIMBAHOAKA SARAN-DALANA : 30.000Ar MANDROSO SY MIVERINA FARA-FISORATANA ANARANA : 13 AOGOSITRA 2021 Dinidinika fanampiny: 034 19 584 30 |