Oniversity FJKM Ravelojaona

FANASANA 

-Ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM

-Ny « Oniversity Ravelojaona » dia

faly manasa antsika  hanatrika ny Fanompoampivavahana fanokafana ny Oniversity FJKM Ravelojaona , Sampana Siantifika .

-Fanazavana momba ny Oniversity

-Fampahafantarana ireo tomponandraikitry ny Oniversity

Izany dia hatao ny 23 Jolay 2017 ,ao amin’ny FJKM Analakely , 3ora tolakandro