Fivoriana MF 09

VAOVAO FARANY

Fivoriana MF 09/ SLXVIII

Ny fivoriana ara-potoana fahasivy an’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM dia ahemotra amin’ny fotoana mahamety izany .

«  fa ny fahendrena avy any ambony dia madio aloha ary tia fihavanana , mandefitra , mora alahatra … » Jak 3.17

Aoka  hifampivavaka mba samy hahery manoloana izao ady amin’ny aretina Covid-19 izao