Manjo
« Sambatra ny maty dia izay maty ao amin’ny Tompo hatramin’izao «
Apo 14.13b
Nodimandry Ramatoa RAVAOARIVELO Aimée Lalao ,
Loholona -Mpiandry-Mpampianatra FJKM misotro ronono,
vady navelan-dRazafindrakoto Raphaël
ny Talata 04 Jolay 2017.
Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot IVE 157 Ambodimita ny Sabotsy 08 Jolay 2017, amin’ny 01 ora , mba hisaorana an’ Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambodimita Betela Firaisana alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasam-pianakaviana ao ANDRANORO ANTEHIROKA .
« Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana , fa izy no hovokisana »Mat 5.6