FJKM Ankadimbahoaka

Antso sy Filazana

Ho an’ny zanaky ny FJKM Ankadimbahoaka rehetra na ny lavitra na ny akaiky dia entanina mba hanatanteraka ny VOKADEHIBE 2020, araka izao fandaminana izao:

1-Izay tsy mbola manana valopy dia afaka maka aty amin’ny Fiangonana isanandro

2-Fanaterana ny valopy : Sabotsy 30 Mey 2020, 8ora-12ora

3-Toerana hanaterana azy :Rihan’ny Dispensaire

4-Hisy Rosia omena amin’izany

« Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny , ary Izaho koa miasa » Jao 5.17

Ny Mpitandrina

ANDRIAMANAMPY Rafidison Timoty