Alahadin’ny Mpiasan’ny FOIBE FJKM 2020.

Fandaharana iombonana

ALAHADY 17 Mey 2020

Feonjavamaneno

Fiarahabana Apostolika

Fisaorana sy Fiderana an’ Andriamanitra Sal 147.1-7

Hira HF 7

Vavaka fiderana sy fisaorana

Fanambarana ny Sitrapon’ Andriamanitra : Jer 11.2-4/Sal 119.1-2

Fiakenkeloka

Hira 407.1-2

Famelankelona atolotr’ Andriamanitra :Isa 43.23-25/Sal 32.1-2

Hira 538.1-2

Fanambarana ny finoana

Fenjavamaneno

*Raharaham-piangonana

Rakitra : Hira fanolorana ny Rak 443.1-2

Hira 788.1-4

Fotoana ho an’ny ankizy sy ny tanora

Hira 216.1-2

Vavaka vakiteny

Vakiteny :2 Tant15.1-7/Lio 4.1-13/ 1 Jao 4.12-16

Hira 179.1-3

TORITENY

Feonjavamaneno

Vavaka fangatahana

Hitra HF 54

TSODRANO

Ho an’ Andriamanitra irery ny Voninahitra

Trinite masina .Amena