Antso/ Tolotànana

FANGATAHANA TOLOTANANA

Noho ny tsy fahasalamana  mafy mahazo

an-dRamatoa RANAIVOSON Faramalala ,

(vadin’ny Mpitandrina  Professeur

RAKOTOHARINTSIFA  ANDRIANJATOVO)

dia mangataka tolo-tànana amintsika Fiangonana rehetra , Kristiana rehetra , ny  Mpitandrina sy mpianany  mba hiatrehana ny  fitsaboana an-dRamatoa RANAIVOSON Faramalala . Ny fanomezana ataontsika dia aterina mivantana ao amin’ny CAISSE FOIBE FJKM , Varavarana 208.

Manantitra ny fisaorana mialoha ho antsika mpianakavin’ny finoana .

« Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino  ny asanareo  sy ny fitiavana izay nasehonareo  ho Voninahitry ny Anarany , raha nanompo  ny olona masina ianareo sady mbola manompo ihany » Heb 6.10  

NyTonian’ny Departemantan’ny Fiangonana

RAKOTONDRAINY Jaona ,Mpit

Ny Mpitandrina  FJKM Ambavahadimitafo

 RANDRIANARISON  Alain

Ny Sekretera FJKM Ambavahadimitafo

RANARIJAONA Tsifasoa