AFIFAB/ FJKM Fahazavana .

FILAZANA.

Ny fandaharana « FJKM FAHAZAVANA », vokarin’ny AFIFAB/FJKM, izay mandeha ao amin’ny fahitalavitra Matv isaky ny Alahady, dia azonao jifaina manomboka izao. Misy lohahevitra maro samihafa izay azo isafidianana tsara ho fitaizam-panahy sy fampiorenam-pinoana. Amidy Telo arivo ariary.

Manatona ao amin’ny AFIFAB – Foibe FJKM Trano Ifanomezantsoa Analakely, rihana faha-6.