RTA / « MIHARY FINOANA »

FANDAHARANA « MIHARY FINOANA

Volana SEPTAMBRA 2019


Ny fandaharana mihary finoana dia vokarin’ny Foibe FJKM, iaraha-miasa amin’ny groupe RTA,tontosain’ny AFIFAB-FJKM


Lohahevitra volana Septambra : « FITORIANA FILAZANTSARA AMIN’NY OLONA REHETRA »


-Alah. 01 Sept 2019: « Fitoriana Filazantsara amin’ny Ankizy »
-Alah. 08 Sept 2019: « Fitoriana Filazantsara amin’ny Tanora »
-Alah. 15 Sept 2019: « Fitoriana Filazantsara amin’ny Vehivavy »
-Alah. 22 Sept 2019: « Fitoriana Filazantsara amin’ny Lehilahy »
-Alah. 29 Sept 2019: « Fitoriana Filazantsara amin’ny zokiolona »


Arahinao isaky ny Alahady maraina ao amin’ny Radio Tana 94.4 fm amin’ny 6 ora sy ny fahitalavitra RTA amin’ny 6 ora sy 30 mn.