Jobily volafotsy/M.Rivo mivady

FANASANA

« Izany Andriamanitra izany no fiarovana mafy ho ahy . Mitondra ny marina aminn’y làlany Izy » (2 Sam 22.23)

-Ny FOIBE FJKM

-Atoa ANDRIAMAMONJY Rivoarisoa mivady

(Chauffeur- Foibe)

dia faly manasa anareo amin’ny fiderana sy fankalazana an’ Andriamanitra noho ny

Jobily Volafotsy (1994-2019)

niasany teto amin’ny Foibe FJKM. Ny Fanompoampivavahana dia hotanterahina ny Alahady 08 Septambra 2019 amin’ny 9 ora maraina ao amin’ny FJKM Ambohijanahary Antehiroka Fahazavana .

Hery lehibe ho azy mianakavy ny fanotronanareo ho Voninahitr’ Andriamanitra