Famoahana Mpiasa 2019.

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim1.8

« Ary izay mamerina ny maro ho amin’ ny fahamarinana dia tahaka ny kintana mandrakizay doria » Dan 12.3

ANDIANY KINTANA MAHARITRA

-Ny Foibe FJKM

-Ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe

-Ny Komitin’ny Fampianarana Teolojika

-Ny Toeram-Panomana Mpitandrina

-Ny Foibe Fitondran-tSekoly

-Institut de Formation et de Recherches Pédagogiques

dia faly manasa anareo hiara- hanome Voninahitra an’ Andriamanitra amin’ny FAMOAHANA IREO MPIASA VAOVAO MPITANDRINA SY MPAMPIANATRA TAONA 2019.

Izany dia hatao ao amin’ny

  • Sehatra maitso ANTSAHAMANITRA ny
  • Alahady 28 Jolay 2019
  • 2ora sy sasany tolakandro

Mankasitraka feno mialoha amin’ny fahatongavantsika

Ho an’ Andriamanitra irery ny Voninahitra .