SP 12/ Fanok. Mpitandrina

FANASANA

« Fa ny fitiavan’i Kristy no manery anay… Koa dia iraka solon’i Kristy izahay , toa an’ Andriamanitra mampangataka anay aminareo , solon’i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe : mihavàna amin’ Andriamanitra anie ianareo » 2 Kor 5.14a ,20

-Ny Foibe FJKM

-Ny Synodamparitany Antananarivo Atsinanana

-Ny Fitandremana Antsahamaina Famonjena

-Ny Komitin’ny Fanokanana Mpitandrina

dia faly manasa anareo hiombom-bavaka sy hankalaza an’ Andriamanitra noho ny fanokanana Mpitandrina an-d-Ramatoa

MAMILALAINA Lalaoharisoa Rindra

Ny Sabotsy 20 Jolay 2019, amin’ny 9 ora sy sasany : Fanompoampivavahana tarihan’ny FOIBE FJKM sy ny SP Antananarivo At-sinanana.

Ny Alahady 21 Jolay 2019, amin’ny 9ora sy sasany : Fanompoampivavahana iarahan’ny Reny fiangonana sy ny zanaka ampielezana ary ny taranaka .

Zava-dehibe ny vavaka asandratrao ho azy sy ny ankohonany , indrindra raha afa-mifanotrona ho Voninahitr’ Andrimanitra .