Filazana

IANAO MPAMAKY HAJAINA ny Gazety

MARTURIA VAVOLOMBELONA

Noho ny maha Andro Fiakarana (Ascension)ny Alakamisy 30 Mey sy ny andro Pentekôsta ny Alahady 09 Jona izao dia hahemotra ny Alakamisy 06 Jona ny hivoahan’ny Gazety Marturia lah. 909 ary laharana manokana

Misaotra tompoko.