Gazety Marturia / Filazana

FILAZANA

Ilazana isika Mpamaky hajaina ny gazety Marturia Vavolombelona, fa noho ny fiakaran’ny vidin’ny taratasy  ka mahatonga fiakaran’ny saran’ny fanontana any amin’ny trano printy, dia hisondrotra ho Ariary 500 ny vidin’ny gazetintsika manomboka ny volana janoary 2017.