SFL /Fihaonambe sy Zaikabe 2019
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA FOIBE FJKM
FIHAONAMBE sy ZAIKABE 2019

Ny Fihaonambe sy Zaikabe SFL dia ho tanterahina any Manakara ny 24-25-26-27 Oktobra 2019.Ao anatin’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 40 taonan’ny SFL . Hisy ny fankalazana izany isaky ny Renivohimparitany . Isaorana ny Tompo fa efa tontosa ny tany amin’ny faritra Toliara , Fianarantsoa . Ny faritr’i Toamasina dia notanterahina tao Mangoro Moramanga ny 27-28 Avril 2019.
Antseranana dia ho tanterahina ny 18-19 Mai 2019 ,
Mahajanga : 25-26 Mai 2019 ,
Sambava : 29-30 Jona 2019
Antananarivo : 13-14 Jolay 2019.
Ny tsangambato amin’izany dia ny Trano Fiangonana any Befasy Morondava SP36, izay tafiditra ao amin’ny kaominina 407 Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara.
Manantena ny fifampitondrantsika am-bavaka hahatontosa izany rehetra izany ho Voninahitr’Andriamanitra .
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA (SFL)
Immeuble IFANOMEZANTSOA I Analakely ,Rihana faha-5 varavarana 502
B.P. 623 – Antananarivo 101
BFV N° 00005 210 002 687 51 89
BFV Antaninarenina Tel : 034 20 919 84 / 033 61 958 86
e-mail : sflfjkm@yahoo.com
„Inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany.?“(Mat. 5,47b)