Tranokalampifandraisana / Filazambaovao

 

Ho antsika tomponandraikitra samihafa eo anivon’ny Synodamparitany  sy Fitandremana , Sampana , sehatra asa eo anivon’ny fiangonana  manam-baovao tian-kampitaina ato amin’ny Tranokalam-pifandraisana (Site web FOIBE) dia aoka hanatona ny mpiandraikitra ao amin’ny varavarana 602 ( bis) , rihana fahenina, FOIBE  FJKM Analakely ny amin’ny fomba hahazoana manatanteraka izany .

Fifandraisana :

033 11623 02